Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hira 139

Ampianaro Izy Ireo mba Hiorina Tsara

Ampianaro Izy Ireo mba Hiorina Tsara

(Matio 28:19, 20)

  1. Tombontsoa ny manao mpianatra.

    Tsapanao ny fandrosoany.

    Hitanao izy ’reo miezaka

    Sy mampihatra izay inoany.

    (AVERINA ISAN’ANDININY)

    Jehovah ô, ’reo ondrinao

    Arovy sy karakarao,

    Hanohy handroso avokoa, an-tsitrapo,

    Ho mafy orina tokoa.

  2. Izy ’reo raha tojo fitsapana,

    Tsy avelanay ho irery.

    F’izahay mivavaka mazàna

    Sady miahy sy mampahery.

    (AVERINA ISAN’ANDININY)

    Jehovah ô, ’reo ondrinao

    Arovy sy karakarao,

    Hanohy handroso avokoa, an-tsitrapo,

    Ho mafy orina tokoa.

  3. Enga anie hatoky anao hatrany

    Izy ka hahery fo,

    Hankatò na sarotra aza izany,

    Mba handray ’lay valisoa.

    (AVERINA ISAN’ANDININY)

    Jehovah ô, ’reo ondrinao

    Arovy sy karakarao,

    Hanohy handroso avokoa, an-tsitrapo,

    Ho mafy orina tokoa.