HIRA 9 Jehovah no Mpanjakantsika! Mifidiana Raki-peo Jehovah no Mpanjakantsika! Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 97:1) 1. ’Ndao samy hidera an’i Jehovah! Ambarao fa mahagaga ny asany. Fa ny lanitra anie mba midera azy koa, ’Ndao isika hihira amin’ny fo. (FIVERENANA) Mifalia, ô ry tany, Sy ’reo nosy any ho any, Fa Jehovah no Mpanjakantsika! Ô ry lanitra irony, Ny habakabaka ambony, I Jehovah no Mpanjakantsika! 2. ’Ndao ’sika hanompo an’i Jehovah Eo alohan’ny seza fiandrianany. Ambarao mba halaza am’ireo firenena Fa Jehovah anie no famonjena! (FIVERENANA) Mifalia, ô ry tany, Sy ’reo nosy any ho any, Fa Jehovah no Mpanjakantsika! Ô ry lanitra irony, Ny habakabaka ambony, I Jehovah no Mpanjakantsika! 3. ’Ndao samy hanaja an’i Jehovah, Fa nataony Mpanjaka ny Zanany. Dia haetry ’reo sampy ’zay nohindrahindraina, Fa Jehovah kosa hoderaina. (FIVERENANA) Mifalia, ô ry tany, Sy ’reo nosy any ho any, Fa Jehovah no Mpanjakantsika! Ô ry lanitra irony, Ny habakabaka ambony, I Jehovah no Mpanjakantsika! (Jereo koa ny 1 Tan. 16:9; Sal. 68:20; 97:6, 7.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Jehovah no Mpanjakantsika! MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Jehovah no Mpanjakantsika! (Hira 9) Tenin’ny Tanana Malagasy Jehovah no Mpanjakantsika! (Hira 9) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016809/sign/wpub/1102016809_sign_sqr_xl.jpg sjj 9