HIRA 13 Kristy no Modelintsika Mifidiana Raki-peo Kristy no Modelintsika Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (1 Petera 2:21) 1. Jehovah be fitia; Nahafoy an’i Kristy Mba hamonjena an’ireo mitaraina. Kristy koa tsy nanda, Nanetry tena mba Hoe ny Rainy irery no hankalazaina. 2. Toy ny sakafo ilainy Ny Tenin’ilay Rainy, Satria nanampy azy haneho fahendrena. Ny ainy aza nomeny, Ka izy no modely, Fa nankatò sady nanetry tena. 3. ’Ndao àry hanara-dia ’Zay nataon’i Kristy, Handeha hatrany amin’ny fahitsiana. Ny ohatra nomeny, Ny toetra sy fiteny, Araho raha tianao ny handray fitahiana. (Jereo koa ny Jaona 8:29; Efes. 5:2; Fil. 2:5-7.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Kristy no Modelintsika MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Kristy no Modelintsika (Hira 13) Tenin’ny Tanana Malagasy Kristy no Modelintsika (Hira 13) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016813/sign/wpub/1102016813_sign_sqr_xl.jpg sjj 13