HIRA 22 Efa Mitondra Ilay Fanjakana Mifidiana Raki-peo Efa Mitondra Ilay Fanjakana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Apokalypsy 11:15; 12:10) 1. Jehovah, ’lay nisy hatrizay Sy ho mandrakizay. Nasandratrao ny Zanakao, Manjaka izy izao. Efa miasa any an-danitra any ’Lay Fanjakana haneran-tany. (FIVERENANA) Dia ’zao ’lay Fanjakana Manan-kery sy fahefana, Hitondra fanovana. Ho tonga anie ’lay Fanjakana! 2. Satana sy ny andro mahory Tsy haharitra ela intsony. Ny fiainanay na dia tsy mora, ’Zahay manam-pinoana. Efa miasa any an-danitra any ’Lay Fanjakana haneran-tany. (FIVERENANA) Dia ’zao ’lay Fanjakana Manan-kery sy fahefana, Hitondra fanovana. Ho tonga anie ’lay Fanjakana! 3. Ny anjely rehetra any ambony Mihira amin’ny fony, Fa resy Satana Devoly Ka efa tsy any intsony. Efa miasa any an-danitra any ’Lay Fanjakana haneran-tany. (FIVERENANA) Dia ’zao ’lay Fanjakana Manan-kery sy fahefana, Hitondra fanovana. Ho tonga anie ’lay Fanjakana! (Jereo koa ny Dan. 2:34, 35; 2 Kor. 4:18.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Efa Mitondra Ilay Fanjakana MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Efa Mitondra Ilay Fanjakana (Hira 22) Tenin’ny Tanana Malagasy Efa Mitondra Ilay Fanjakana (Hira 22) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016822/sign/wpub/1102016822_sign_sqr_xl.jpg sjj 22