HIRA 25 Fanananao Manokana Izy Ireo Mifidiana Raki-peo Fanananao Manokana Izy Ireo Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (1 Petera 2:9) 1. ’Reo zanakao, Jehovah, Ireo ’zay voahosotrao Dia voafidy, voavidy, Zavaboary vaovao. (FIVERENANA) Ireo no voantso, Olonao, fanananao; Tia anao, mino anao. Ambarany hatraiza hatraiza ianao. 2. Voatokana izy ’reo ho Firenena masina, Nahalala ka niala Tamin’ny haizina. (FIVERENANA) Ireo no voantso, Olonao, fanananao; Tia anao, mino anao. Ambarany hatraiza hatraiza ianao. 3. Ny ondry hafa kosa Angoniny hanara-dia. Ary ekeny ’zay teny Nolazain’i Kristy. (FIVERENANA) Ireo no voantso, Olonao, fanananao; Tia anao, mino anao. Ambarany hatraiza hatraiza ianao. (Jereo koa ny Isaia 43:20b, 21; Mal. 3:17; Kol. 1:13.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Fanananao Manokana Izy Ireo MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Fanananao Manokana Izy Ireo (Hira 25) Tenin’ny Tanana Malagasy Fanananao Manokana Izy Ireo (Hira 25) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016825/sign/wpub/1102016825_sign_sqr_xl.jpg sjj 25