HIRA 26 Izay Natao Azy Ireo dia Natao Ahy Mifidiana Raki-peo Izay Natao Azy Ireo dia Natao Ahy Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Matio 25:34-40) 1. Faly ireo ondry hafa, satria miara-manompo Amin’ny rahalahin’i Kristy Tompo. ’Zay manampy an’ireny voahosotra ireny, Tsy maintsy hovaliany f’izy efa niteny: (FIVERENANA) “’Zay nanampy azy ireo dia nanohana ahy. ’Zay natao ho azy ireo dia natao ho ahy. ’Zay nampionona azy ireo, nampahery ahy. ’Zay niantra azy ireo dia nangoraka ahy. ’Zay natao ho azy ireo dia natao ho ahy.” 2. “Ianareo no niantra ahy, tsy namela ahy ho noana. Nanome ’zay nilaiko ianareo, teo foana.” “Fa oviana moa ’zahay no nanao izany?” Dia hoy ny Mpanjaka, namaly avy hatrany: (FIVERENANA) “’Zay nanampy azy ireo dia nanohana ahy. ’Zay natao ho azy ireo dia natao ho ahy. ’Zay nampionona azy ireo, nampahery ahy. ’Zay niantra azy ireo dia nangoraka ahy. ’Zay natao ho azy ireo dia natao ho ahy.” 3. “Fa nazoto nitory, niasa mafy ianareo, Ka nanampy an’ireo rahalahiko ireo. Koa satria tsy nahafoy ahy ’nareo hatrizao: Avia mandovà ’lay tontolo vaovao!” (FIVERENANA) “’Zay nanampy azy ireo dia nanohana ahy. ’Zay natao ho azy ireo dia natao ho ahy. ’Zay nampionona azy ireo, nampahery ahy. ’Zay niantra azy ireo dia nangoraka ahy. ’Zay natao ho azy ireo dia natao ho ahy.” (Jereo koa ny Ohab. 19:17; Mat. 10:40-42; 2 Tim. 1:16, 17.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Izay Natao Azy Ireo dia Natao Ahy MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Izay Natao Azy Ireo dia Natao Ahy (Hira 26) Tenin’ny Tanana Malagasy Izay Natao Azy Ireo dia Natao Ahy (Hira 26) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016826/sign/wpub/1102016826_sign_sqr_xl.jpg sjj 26