HIRA 35 ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’ Mifidiana Raki-peo ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’ Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Filipianina 1:10) 1. Ilaina izao ny mahay manavaka Izay tsy maintsy ataonao. Fantaro aloha ’zay zava-dehibe, ka ny ankoatr’izay avelao. (FIVERENANA) Tiavo izay tsara, ’Zay no fidio, Ankamamio. Ny fon’i Jehovah no ampifalio. Ny ratsy ialao, Zava-dehibe ihany aloha atao. 2. Ny asa mila ataontsika dia ny Mitory ’lay Fanjakana. Karohy ireo mitady ny marina, mila fanantenana. (FIVERENANA) Tiavo izay tsara, ’Zay no fidio, Ankamamio. Ny fon’i Jehovah no ampifalio. Ny ratsy ialao, Zava-dehibe ihany aloha atao. 3. Avaho àry izay zava-dehibe, Ka tandremo, aza afangaro. Dia ho afa-po sy ho sambatra ianao ka ny fo sy saina ho voaro. (FIVERENANA) Tiavo izay tsara, ’Zay no fidio, Ankamamio. Ny fon’i Jehovah no ampifalio. Ny ratsy ialao, Zava-dehibe ihany aloha atao. (Jereo koa ny Sal. 97:10; Jaona 21:15-17; Fil. 4:7.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’ MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’ (Hira 35) Tenin’ny Tanana Malagasy ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’ (Hira 35) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016835/sign/wpub/1102016835_sign_sqr_xl.jpg sjj 35