HIRA 40 An’iza moa Isika? Mifidiana Raki-peo An’iza moa Isika? Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Romanina 14:8) 1. An’iza moa ianao? Ary iza no ekenao? ’Zay tena hajainao sy tompoinao, Dia izy no andriamanitrao. Tsy azonao atao Ny manompo tompo roa. Tsy maintsy manao safidy ianao: Iza no tianao kokoa? 2. An’iza moa ianao? Ary iza no ekenao? ’Lay marina ve no hiandaniana, Sa ’lay diso ihany no hofidina? Kaisara ihany ve No mbola hekenao ’ndray? Sa ianao hiteny hoe Jehovah irery, Dia hanaiky azy am’izay? 3. An’iza moa izaho? Jehovah no ekeko izao! Fa izy no Raiko ’zay hajaiko, Ny voadiko tsy maintsy hefaiko. Ary izy koa tia ahy, Ny aiko efa novidiny. Hanompo azy ’rery aho, tsisy hoe an-tery, Hanao ’zay rehetra takiny. (Jereo koa ny Jos. 24:15; Sal. 116:14, 18; 2 Tim. 2:19.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara An’iza moa Isika? MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH An’iza moa Isika? (Hira 40) Tenin’ny Tanana Malagasy An’iza moa Isika? (Hira 40) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016840/sign/wpub/1102016840_sign_sqr_xl.jpg sjj 40