HIRA 64 Mahafaly ny Asa Fijinjana Mifidiana Raki-peo Mahafaly ny Asa Fijinjana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Matio 13:1-23) 1. Izao no fotoam-pijinjana, Fotoana tsy hiverina indroa! Isika no asaina mijinja, Nomena an’ilay tombontsoa. Kristy no modely ho antsika; Mitarika antsika izy mba Hijinja ireo vokatra maro be, ’Zay mbola tavela eny an-tsaha. 2. Tiantsika i Jehovah sy ny hafa, Ka ’ndao mba hitory avy hatrany. Fa maika tokoa ’zao ’lay asa, Antomotra ny fiafarany. Tahin’i Jehovah anie ’sika Raha tena manao fara hery, Dia manohy mamita ny faritany Satria ny fotoana efa kely. (Jereo koa ny Mat. 24:13; 1 Kor. 3:9; 2 Tim. 4:2.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Mahafaly ny Asa Fijinjana MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Mahafaly ny Asa Fijinjana (Hira 64) Tenin’ny Tanana Malagasy Mahafaly ny Asa Fijinjana (Hira 64) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016864/sign/wpub/1102016864_sign_sqr_xl.jpg sjj 64