HIRA 66 Torio ny Vaovao Tsara Mifidiana Raki-peo Torio ny Vaovao Tsara Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Apokalypsy 14:6, 7) 1. Mazava izao ’lay zava-miafina taloha Hoe ho avy ’lay Mpanjaka iray hitondra soa. Tia rariny Jehovah, tia mamindra fo; Nataony izay mba hamonjena ireo tso-po. Tsy miafina amintsika izao ny fikasany: Ny Zanany ho Mpanjaka ary izy hanavao ny tany; Dia hisy ondry vitsy hofidiny avy eo, Ho vadin’ilay Zanak’ondry mantsy ireo. 2. ’Reo zavatra nambara hatramin’ny fahiny, Tian’i Jehovah hohazavaina ankehitriny. Asainy torintsika izao ’lay Fanjakany; Ny anjely koa mandray anjara hilaza izany. Adidintsika anefa sady tombontsoa, Ny hoe mitondra ny anaran’ny Ray tsy toha; Sy hoe Vavolombelona ’zay manambara, Nirahina hitory an’ilay vaovao tsara! (Jereo koa ny Mar. 4:11; Asa. 5:31; 1 Kor. 2:1, 7.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Torio ny Vaovao Tsara MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Torio ny Vaovao Tsara (Hira 66) Tenin’ny Tanana Malagasy Torio ny Vaovao Tsara (Hira 66) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016866/sign/wpub/1102016866_sign_sqr_xl.jpg sjj 66