HIRA 67 “Torio ny Teny” Mifidiana Raki-peo “Torio ny Teny” Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (2 Timoty 4:2) 1. Jehovah mihitsy no miteny, Tena mila atao ’lay asa nomeny. Miomàna àry hiresaka avy hatrany, Hamaly rehefa misy manontany. (FIVERENANA) Koa mitoria, Aina mantsy no vonjena! Mitoria, Fa ny farany tsy ho ela. Mitoria, ’Zay tso-po ampio hatrany! Mitoria Maneran-tany! 2. Tsy ny rehetra no mandray, Ka tsy mora ny mitory ’ndraindray. Na misy aza fanenjehana, Jehovah foana ianteherana. (FIVERENANA) Koa mitoria, Aina mantsy no vonjena! Mitoria, Fa ny farany tsy ho ela. Mitoria, ’Zay tso-po ampio hatrany! Mitoria Maneran-tany! 3. Rehefa tsy misy fandrarana, Hararaoty ’zany ka mampianara. Ampio ho voavonjy ’reo ’zay mino, Ny anaran’i Jehovah hamasino. (FIVERENANA) Koa mitoria, Aina mantsy no vonjena! Mitoria, Fa ny farany tsy ho ela. Mitoria, ’Zay tso-po ampio hatrany! Mitoria Maneran-tany! (Jereo koa ny Mat. 10:7; 24:14; Asa. 10:42; 1 Pet. 3:15.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara “Torio ny Teny” MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH “Torio ny Teny” (Hira 67) Tenin’ny Tanana Malagasy “Torio ny Teny” (Hira 67) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016867/sign/wpub/1102016867_sign_sqr_xl.jpg sjj 67