HIRA 70 Tadiavo Izay Mendrika Mifidiana Raki-peo Tadiavo Izay Mendrika Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Matio 10:11-15) 1. Namela modely tokoa i Kristy, Naniraka antsika toy ’zao: ‘Tetezo ny tanàna ka mitoria, Dia tadiavo ’reo ’zay mendrika ao. ’Zay olona hitanareo arahabao. Ny fiadanana anie ho azy ’reo! ’Zay mandroaka sy ’zay tsy tia dia ialao, Ahintsano ny vovoka avy eo.’ 2. Aoka ho mamy sira ny teninareo, Ataovy manintona hatrany; Nefa aza manahy ’zay holazainareo, Fa Jehovah no hanoro izany. Mandray Azy koa ’zay mandray anareo, Satria tsara tokoa ny toe-pony. Jehovah manokatra ny fon’ireo, Mba hanao foana ny sitrapony. (Jereo koa ny Asa. 13:48; 16:14; Kol. 4:6.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Tadiavo Izay Mendrika MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Tadiavo Izay Mendrika (Hira 70) Tenin’ny Tanana Malagasy Tadiavo Izay Mendrika (Hira 70) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016870/sign/wpub/1102016870_sign_sqr_xl.jpg sjj 70