Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HIRA 72

Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana

Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana

(Asan’ny Apostoly 20:20, 21)

  1. 1. Tsy hitantsika izay naleha;

    Ka ’zay natao mba nety ve?

    Soa Jehovah nanazava,

    Avy eo ny haizina nisava!

    Haintsika izao ny sitrapony,

    Ny Fanjakany sy ny zony.

    ’Zao indray itoriantsika

    ’Zay any an-trano sy ’zay rehetra hita;

    Na eto izany na any ampita,

    Dia tsy mba misy avelantsika;

    Mba ho hainy koa, ka ho ao am-po

    ’Lay fahamarinana mahasoa.

    ’Ndao ’sika izao mba hiray saina,

    Hitory foana ary hikely aina.

    Dia andao mba hiara-hiasa

    Fa efa hifarana am’izay ’lay asa.