HIRA 77 Mamiratra ao Anaty Haizina Mifidiana Raki-peo Mamiratra ao Anaty Haizina Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (2 Korintianina 4:6) 1. Maizim-pito ’zao fiainana izao Nefa misy antenaina. Ny ampitso hitondra hazavana, Fa ho avy ny maraina. (FIVERENANA) Tara-pahazavana Anaty haizina izao No ento sy zarao. Ho fanantenana, Lasa ny alina izay, Hazava indray. 2. Ny fotoana miriotra tsy tana, ’Reo matory aoka hifoha. Hatanjaho, omeo toky indray ’Zay resy, namoy fo. (FIVERENANA) Tara-pahazavana Anaty haizina izao No ento sy zarao. Ho fanantenana, Lasa ny alina izay, Hazava indray. (Jereo koa ny Jaona 3:19; 8:12; Rom. 13:11, 12; 1 Pet. 2:9.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Mamiratra ao Anaty Haizina MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Mamiratra ao Anaty Haizina (Hira 77) Tenin’ny Tanana Malagasy Mamiratra ao Anaty Haizina (Hira 77) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016877/sign/wpub/1102016877_sign_sqr_xl.jpg sjj 77