HIRA 80 “Andramo ka Jereo fa Tsara i Jehovah” Mifidiana Raki-peo “Andramo ka Jereo fa Tsara i Jehovah” Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 34:8) 1. Tianao ve ny fanompoana? Tombontsoa tsy manam-paharoa. ’Zay tsara aminao, ’zay sorona atao, Dia ho an’i Jehovah avokoa. (FIVERENANA) ‘Tsara Jehovah, andramo anie, Andramo dia ho hitanao.’ Sambatra foana ’reo mahafoy tena Sy manao ’zay azo atao. 2. Ho sambatra sy tahina ’Reo mpanompo manontolo andro. Matoky izy ’reo fa Jehovah eo, Ka miahy sy manampy isan’andro. (FIVERENANA) ‘Tsara Jehovah, andramo anie, Andramo dia ho hitanao.’ Sambatra foana ’reo mahafoy tena Sy manao ’zay azo atao. (Jereo koa ny Mar. 14:8; Lioka 21:2; 1 Tim. 1:12; 6:6.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara “Andramo ka Jereo fa Tsara i Jehovah” MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH “Andramo ka Jereo fa Tsara i Jehovah” (Hira 80) Tenin’ny Tanana Malagasy “Andramo ka Jereo fa Tsara i Jehovah” (Hira 80) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016880/sign/wpub/1102016880_sign_sqr_xl.jpg sjj 80