HIRA 91 Asa Mafy Natao Tamim-pitiavana Mifidiana Raki-peo Asa Mafy Natao Tamim-pitiavana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 127:1) 1. Andro manokana izao; Jehovah ô, misaotra anao. Nahavita trano iray izahay, Ho an’ny anaranao. Notahinao ny ezakay Sy ny asa mafy nataonay. Endrey ’ty trano ity, kanto erỳ! Faly ny fonay. (FIVERENANA) Jehovah Ray ô, faly ’zahay, Nanao ’ty trano ity ho anao. Ny hanompo anao no tena tianay. Ny fiainanay, hideranay ny anaranao. 2. Feno hafaliana ny fo, Lasa mpinamana kokoa. Ireo fiarahanay, tsaroanay, Maminay tokoa! Dia niray saina izahay, Noho ny fanahinao, ry Ray. Ny mankalaza anao toy izao, Tombontsoa ho anay! (FIVERENANA) Jehovah Ray ô, faly ’zahay, Nanao ’ty trano ity ho anao. Ny hanompo anao no tena tianay. Ny fiainanay, hideranay ny anaranao. (Jereo koa ny Sal. 116:1; 147:1; Rom. 15:6.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Asa Mafy Natao Tamim-pitiavana MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Asa Mafy Natao Tamim-pitiavana (Hira 91) Tenin’ny Tanana Malagasy Asa Mafy Natao Tamim-pitiavana (Hira 91) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016891/sign/wpub/1102016891_sign_sqr_xl.jpg sjj 91