Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HIRA 93

Tahio ny Fiarahanay Mivory

Tahio ny Fiarahanay Mivory

(Hebreo 10:24, 25)

  1. 1. Mba tahio ny fivorianay,

    Ry Jehovah Tomponay.

    Ny fanahinao mahery,

    Mba omeo, mba arotsahy.

  2. 2. Ampianaro anay, Jehovah,

    ’Zay voalazan’ny Baiboly;

    Sady ampio ho tia ny hafa,

    Ampiofano hahay hitory.

  3. 3. Ray malala ô, tahio ’zahay

    Hiray saina, hifankatia;

    Fa ny tena fanirianay

    Dia hidera anao doria.