HIRA 104 Fanomezan’Andriamanitra ny Fanahy Masina Mifidiana Raki-peo Fanomezan’Andriamanitra ny Fanahy Masina Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Lioka 11:13) 1. Jehovah Ray ô, ny fahadisoanay Toa mitambesatra ao an-tsainay. Mba aza hadino, ampio mba hino Hoe ianao dia lehibe noho ny fonay. 2. ’Zahay ’nie, Jehovah, malemy ihany, Manao ’zay mampalahelo anao. Koa mba miangavy, tariho hatrany Amin’ny alalan’ny fanahinao. 3. Ianao, Jehovah, no antenainay; Fa kivy anie ka mahatsiaro ho very. Dia ny fanahy no hampahery anay, Hatanjaka toy ny voromahery. (Jereo koa ny Sal. 51:11; Jaona 14:26; Asa. 9:31.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Fanomezan’Andriamanitra ny Fanahy Masina MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Fanomezan’Andriamanitra ny Fanahy Masina (Hira 104) Tenin’ny Tanana Malagasy Fanomezan’Andriamanitra ny Fanahy Masina (Hira 104) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016904/sign/wpub/1102016904_sign_sqr_xl.jpg sjj 104