HIRA 108 Tsy Miovaova ny Fitiavan’Andriamanitra Mifidiana Raki-peo Tsy Miovaova ny Fitiavan’Andriamanitra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Isaia 55:1-3) 1. Tia anao ’lay Rainao, Tena miahy sy manampy anao; Ka ny Zanany no nomeny, Ary isika anie hovonjeny. Dia hovany ny fiainantsika, Fa ny tany ho paradisa. (FIVERENANA) Raha mangetaheta ianao, Dia sotroy ny ranon’aina; Omen’i Jehovah anao Ny loharanon’aina. 2. Tia anao ’lay Rainao, Tsy mandao, tsy manary anao; Fa voatendry tokoa Kristy, Ka nataony Mpanjaka etỳ. Ho tontosa ny fikasany Dia ho tonga ny Fanjakany! (FIVERENANA) Raha mangetaheta ianao, Dia sotroy ny ranon’aina; Omen’i Jehovah anao Ny loharanon’aina. 3. Tia anao ’lay Rainao, Ny fanahiny àry angataho. Ny mpandefitra itorio, Ampianaro sy tena ampio, Mba ho fantany ’reo lalàny, Dia hampihariny avy hatrany. (FIVERENANA) Raha mangetaheta ianao, Dia sotroy ny ranon’aina; Omen’i Jehovah anao Ny loharanon’aina. (Jereo koa ny Sal. 33:5; 57:10; Efes. 1:7.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Tsy Miovaova ny Fitiavan’Andriamanitra MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Tsy Miovaova ny Fitiavan’Andriamanitra (Hira 108) Tenin’ny Tanana Malagasy Tsy Miovaova ny Fitiavan’Andriamanitra (Hira 108) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016908/sign/wpub/1102016908_sign_sqr_xl.jpg sjj 108