HIRA 120 Miezaha Halemy Fanahy toa An’i Kristy Mifidiana Raki-peo Miezaha Halemy Fanahy toa An’i Kristy Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Matio 11:28-30) 1. Kristy Tompontsika tsy nirehareha Na dia nanana anjara asa lehibe; Na niavaka indrindra ary be fahendrena, Dia tia nankatò sady nanetry tena. 2. Ary ianao ve kivy, mba te hitaraina? Eo izy hanamaivana izay adin-tsaina! Mangoraka sady malemy fanahy, Tena hanampy anao izy f’aza manahy. 3. ‘Mpirahalahy daholo ianareo’, hoy ny Tompo, Tsy misy hoe ambony fa samy mpanompo. Jehovah mitsinjo ireo olona ambany, ’Zay mandefitra no handova ny tany. (Jereo koa ny Ohab. 3:34; Mat. 5:5; 23:8; Rom. 12:16.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Miezaha Halemy Fanahy toa An’i Kristy MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Miezaha Halemy Fanahy toa An’i Kristy (Hira 120) Tenin’ny Tanana Malagasy Miezaha Halemy Fanahy toa An’i Kristy (Hira 120) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016920/sign/wpub/1102016920_sign_sqr_xl.jpg sjj 120