HIRA 121 Mila Mifehy Tena Isika Mifidiana Raki-peo Mila Mifehy Tena Isika Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Romanina 7:14-25) 1. Na hendry aza ianao, eo ny fahalemena. Koa tandremo ny fo, miezaha hifehy tena. Ny asan’ny nofo iadio sy tohero, ’Zay tian’ny fanahy, ’zay no hevero. 2. ’Zao koa no safidy iankinan’ny aina: Ny lalàn’ny ota sa lalàn’ny saina? Maka fanahy Satana f’izao: Jehovah anie eo hanampy anao. 3. Ny anaran’ny Ray sao ho ratsy laza, Koa tandremo ny atao, na ’zay lazaina aza. Tsarovy fa ’zao no fahendrena: Ilaintsika anie ny mifehy tena. (Jereo koa ny 1 Kor. 9:25; Gal. 5:23; 2 Pet. 1:6.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Mila Mifehy Tena Isika MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Mila Mifehy Tena Isika (Hira 121) Tenin’ny Tanana Malagasy Mila Mifehy Tena Isika (Hira 121) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016921/sign/wpub/1102016921_sign_sqr_xl.jpg sjj 121