HIRA 126 Miambena, Mahereza Mifidiana Raki-peo Miambena, Mahereza Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (1 Korintianina 16:13) 1. Miambena, mahereza, Aok’ianao hitomban-dahy. Fa Kristy no arahintsika, Hanao ady ara-panahy. Aza mba manary toky izany, Fa tsy maintsy handresy ny hiafarany. (FIVERENANA) Miambena sy mahereza, Mijoroa, miareta hatrany! 2. Miambena, mankatoava, Aok’ianao hisaina tsara. Ary ekeo ilay mpanompo, ’Zay voatendry hikarakara. Ireo mpiandry koa tsy lavorary, Nefa hajao sy ankatoavy ihany. (FIVERENANA) Miambena sy mahereza, Mijoroa, miareta hatrany! 3. Miambena ary aza miala, Na dia maro no tsy tia. Aok’isika hiray saina, Mampianara, mitoria; Mba handre ny olona eran-tany. Ny andron’i Jehovah ho avy ihany. (FIVERENANA) Miambena sy mahereza, Mijoroa, miareta hatrany! (Jereo koa ny Mat. 24:13; Heb. 13:7, 17; 1 Pet. 5:8.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Miambena, Mahereza MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Miambena, Mahereza (Hira 126) Tenin’ny Tanana Malagasy Miambena, Mahereza (Hira 126) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016926/sign/wpub/1102016926_sign_sqr_xl.jpg sjj 126