HIRA 132 Iray Isika Izao Mifidiana Raki-peo Iray Isika Izao Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Genesisy 2:23, 24) 1. Ela ny ela, io ’lay niriko. Tsy irery intsony aho, tojo ilay tiako. Nomen’i Jehovah ahy ianao. Iray isika izao: Dia nofo iray sy fo iray, Manomboka eto ho mandrakizay; Ka lasa fianakaviana Fa efa tia sy tiana. ’Zaho sy ianao dia tsy mba hifandao. Ny fitiavantsika, Tsy ho lefy na hangatsiaka. Isika izao efa mpivady, ’Ndao hiara-dia hanefa ilay voady: Hiara-hanompo an’i Jehovah Sy mba hifankatia doria. (Jereo koa ny Gen. 29:18; Mpito. 4:9, 10; 1 Kor. 13:8.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Iray Isika Izao MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Iray Isika Izao (Hira 132) Tenin’ny Tanana Malagasy Iray Isika Izao (Hira 132) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016932/sign/wpub/1102016932_sign_sqr_xl.jpg sjj 132