EFAJORO 6A
“Kakaso ny Lohanao ary Esory ny Volombavanao”
Nanao karazana fampisehoana i Ezekiela mba hampahafantarana an’izay hitranga tsy ho ela ao Jerosalema
-
“Kakaso ny lohanao”
Hisy hanafika ny Jiosy ary ho ripaka ry zareo
-
“Lanjao sy zarao”
Efa nisy lamina mipetrapetraka momba an’ilay didim-pitsarana
-
“Dory”
Ao an-tanàna no ho faty ny olona sasany
-
“Asio amin’ny sabatra”
Misy indray ho faty any ivelan’ny tanàna
-
“Aparitaho”
Hisy ho tafavoaka velona ihany nefa tsy hilamin-tsaina mihitsy
-
“Fonosy”
Ho tafaverina ao Jerosalema ny Jiosy sasany natao sesitany, ary haverina amin’ny laoniny ny fivavahana madio