Hanenty ty anatiny ao

Ho amy loha hevitsy any

EFAJORO 8B

Faminaniana Telo Momba ny Mesia

Faminaniana Telo Momba ny Mesia

1. “Ilay manana zo ara-dalàna” (Ezekiela 21:25-27)

FOTOANA VOATONDRO HO AN’NY HAFA FIRENENA (607 T.K.–1914 A.K.)

  1. 607 T.K.​—Nesorina tsy ho mpanjaka i Zedekia

  2. 1914 A.K.​—Lasa Mpanjaka i Jesosy, “ilay manana zo ara-dalàna” ho Mesia Mpanjaka. Lasa Mpitondra sady Mpiandry izy

Hiverina any amin’ny toko 8, fehintsoratra 12-15

2. “Hanome sakafo azy ireo” ny mpanompoko “ka ho lasa mpiandry azy” (Ezekiela 34:22-24)

ANDRO FARANY (1914 A.K.–AORIAN’NY ARAMAGEDONA)

  1. 1914 A.K.—Lasa Mpanjaka i Jesosy, “ilay manana zo ara-dalàna” ho Mesia Mpanjaka. Lasa Mpitondra sady Mpiandry izy

  2. 1919 A.K.—Notendrena hiandry ny ondrin’Andriamanitra ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina

    Lasa tafaray ny voahosotra tsy mivadika dia ny Mesia Mpanjaka no mikarakara azy ireo; nisy vahoaka be lasa tafaray amin-dry zareo tatỳ aoriana

  3. AORIAN’NY ARAMAGEDONA​—Haharitra mandrakizay ny zavatra tsara rehetra hataon’ilay Mpanjaka

Hiverina any amin’ny toko 8, fehintsoratra 18-22

3. “Mpanjaka iray ihany no hitondra azy rehetra” mandrakizay (Ezekiela 37:22, 24-28)

ANDRO FARANY (1914 A.K.–AORIAN’NY ARAMAGEDONA)

  1. 1914 A.K.​—Lasa Mpanjaka i Jesosy, “ilay manana zo ara-dalàna” ho Mesia Mpanjaka. Lasa Mpitondra sady Mpiandry izy