Hagnente ty agnate’ao

Hizilike amy ty lohahevetse

EFAJORO 22A

Ilay Fitsapana Farany

Ilay Fitsapana Farany
  • Ho lasa lavorary ny olombelona​—1 KOR. 15:26

  • Haverin’i Jesosy amin’i Jehovah ny Fanjakana​—1 KOR. 15:24

  • Hafahana avy ao amin’ilay lavaka mangitsokitsoka i Satana, dia hisy olona hiara-hikomy aminy​—APOK. 20:3, 7, 8

  • Horinganina daholo ny mpikomy​—APOK. 20:9, 10, 15

  • Hiaina mandrakizay ny olombelona ary hiadana sy hiray saina​—ROM. 8:19-21