Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Famerenana ny Fizarana 3

Famerenana ny Fizarana 3

Iaraho midinika ireto fanontaniana ireto:

  1. Vakio ny Ohabolana 27:11.

    • Nahoana ianao no tsy te hivadika amin’i Jehovah?

      Jereo ny Lesona 34.)

  2. Inona no hanampy anao hahay hanapa-kevitra rehefa tsy manome lalàna mazava ny Baiboly?

    Jereo ny Lesona 35.)

  3. Ahoana no ampisehoanao hoe manao ny marina foana ianao?

    Jereo ny Lesona 36.)

  4. Vakio ny Matio 6:33.

    • Rehefa manapa-kevitra momba ny asa sy ny vola ianao, ahoana no ampisehoanao hoe ilay Fanjakana foana aloha no katsahinao?

      Jereo ny Lesona 37.)

  5. Ahoana avy no azonao ampisehoana hoe sarobidy aminao ny aina?

    Jereo ny Lesona 38.)

  6. Vakio ny Asan’ny Apostoly 15:29.

    • Ahoana no ampisehoanao hoe mankatò ny lalàn’i Jehovah momba ny ra ianao?

    • Sarotra loatra ve ny zavatra asainy ataontsika, araka ny hevitrao?

      Jereo ny Lesona 39.)

  7. Vakio ny 2 Korintianina 7:1.

    • Inona no dikan’ny hoe madio sy ny hoe tsara fitondran-tena?

      Jereo ny Lesona 40.)

  8. Vakio ny 1 Korintianina 6:9, 10.

    • Inona no lazain’ny Baiboly momba ny firaisana? Ekenao ve izany?

    • Inona ny torohevitra omen’ny Baiboly momba ny zava-pisotro misy alkaola?

      Jereo ny Lesona 41 sy 43.)

  9. Vakio ny Matio 19:4-6, 9.

    • Inona ny fitsipik’Andriamanitra momba ny fanambadiana?

    • Nahoana no tokony hatao ara-dalàna ny fanambadiana sy ny fisaraham-panambadiana?

      Jereo ny Lesona 42.)

  10. Inona ny fety sasany tsy tian’i Jehovah, ary maninona ilay izy no tsy tiany?

    Jereo ny Lesona 44.)

  11. Vakio ny Jaona 17:16 sy ny Asan’ny Apostoly 5:29.

    • Ahoana no ampisehoanao hoe tsy manohana an’ity tontolo ity ianao?

    • Ahoana no hataonao raha mifanohitra amin’ny lalàn’Andriamanitra ny lalàn’olombelona?

      Jereo ny Lesona 45.)

  12. Vakio ny Marka 12:30.

    • Ahoana no ampisehoanao hoe tia an’i Jehovah ianao?

      Jereo ny Lesona 46 sy 47.)