Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Namana

Namana

Iza no namana tsara indrindra?

Sl 25:14; Jn 15:13-15; Jk 2:23

Jereo koa ny Oh 3:32

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 5:22-24​—Lasa naman’Andriamanitra akaiky i Enoka

    • Ge 6:9​—Niara-nandeha tamin’Andriamanitra i Noa, hoatran’i Enoka, dadan’ny dadabeny

Nahoana isika no mila namana tsara?

Oh 13:20; 17:17; 18:24; 27:17

Jereo koa ny Oh 18:1

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Rt 1:16, 17​—Namana tsara ho an’i Naomy i Rota satria tsy nivadika taminy

    • 1Sa 18:1; 19:2, 4​—Lasa mpinamana be i Jonatana sy Davida

    • 2Mp 2:2, 4, 6​—Tsy nivadika tamin’i Elia mpaminany, ilay nampiofana azy, i Elisa

Nahoana isika no tokony hiaraka tsy tapaka amin’ny mpanompon’i Jehovah?

Ahoana no ahazoana namana tsara?

Nahoana no mampidi-doza ny minamana amin’ny olona tsy tia an’i Jehovah?

Oh 13:20; 1Ko 15:33; Ef 5:6-9

Jereo koa ny 1Pe 4:3-5; 1Jn 2:15-17

Jereo koa ilay hoe “Minamana Amin’izao Tontolo Izao

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 34:1, 2​—Nifidy ny hiaraka tamin’ny naman-dratsy i Dina dia nizaka ny vokany

    • 2Ta 18:1-3; 19:1, 2​—Niteny mafy an’i Josafata Mpanjaka i Jehovah satria izy nifidy ny hinamana tamin’i Ahaba, mpanjaka ratsy fanahy

Isika ve izany tsy tokony hifanerasera mihitsy amin’ny olona tsy manompo an’i Jehovah?

Fa maninona no tsy mety ny manambady olona tsy mbola nanokan-tena ho an’i Jehovah sy tsy mbola vita batisa?

Jereo ilay hoe “Fanambadiana

Fa maninona isika no tsy tokony hifanerasera amin’ny voaroaka?