Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fety

Fety

Fety ataon’ny Kristianina

Inona ihany no tokony hankalazain’ny Kristianina?

Faly miara-mivory mba hanompo an’Andriamanitra ny vahoakany

De 31:12; He 10:24, 25

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

Fety tsy ataon’ny Kristianina

Fa maninona no tsy mety ny manao fety avy amin’ny fivavahan-diso?

1Ko 10:21; 2Ko 6:14-18; Ef 5:10, 11

Jereo koa ilay hoe “Firaisam-pinoana

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ek 32:1-10​—Tezitra be i Jehovah satria sady nanompo sampy ny Israelita no nilaza hoe nanompo an’i Jehovah

    • No 25:1-9​—Nofaizin’i Jehovah ny vahoakany satria nandray anjara tamin’ny fetin’ny mpanompo sampy sady nijangajanga

Fety kristianina ve ny Krismasy?

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Lk 2:1-5​—Tamin’i Jesosy ho teraka, dia nasain’ny Romanina nisoratra anarana daholo ny olona. Tsy ho noteren’ny Romanina handeha lavitra mba hisoratra anarana nandritra ny ririnina anefa ny Jiosy, satria ry zareo efa tsy faly sy nikomy tamin’ny fitondrana romanina

    • Lk 2:8, 12​—Tamin’i Jesosy teraka, dia nisy mpiandry ondry niandry ny andian’ondriny tany an-tsaha. Tsy ho afaka nanao an’izany ry zareo tamin’ny volana Desambra satria ririnina tamin’izay

Tokony hanao aniversera ve ny Kristianina?

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 40:20-22​—Nanao aniversera i Farao. Mpanompo sampy anefa izy, sady namono olona nandritra an’ilay fety

    • Mt 14:6-11​—Nanao aniversera i Heroda Mpanjaka, izay nanohitra ny mpianatr’i Kristy. Namono an’i Jaona Mpanao Batisa izy nandritra an’ilay fety

Fety nifandray tamin’ny fivavahana teo ambany Lalàn’i Mosesy

Tokony harahin’ny Kristianina ve ny Lalàn’i Mosesy, anisan’izany ny fankalazana fety sasany?

Tokony hitandrina ny Sabata isan-kerinandro ve ny Kristianina?

Fety mampiseho fitiavan-tanindrazana

Tokony handray anjara amin’ny fety natao hahatsiarovana ny tantaran’ny firenena iray ve ny Kristianina?

Tokony handray anjara amin’ny fety fahatsiarovana ady na fety fanomezam-boninahitra miaramila na mahery fon’ny firenena ve ny Kristianina?

Tokony handray anjara amin’ny fety manindrahindra olona ve ny Kristianina?

Ek 20:5; Ro 1:25

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • As 12:21-23​—Nanaiky hohindraindrain’ny olona hoe andriamanitra i Heroda Agripa I, ka nosazin’Andriamanitra

    • As 14:11-15​—Tsy nanaiky hivavahana na homen’ny olona voninahitra tafahoatra ny apostoly Barnabasy sy Paoly

    • Ap 22:8, 9​—Tsy nanaiky hivavahana ilay anjelin’i Jehovah