Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kristianina

Kristianina

Ahoana no nahatonga ny mpianatr’i Kristy hantsoina hoe Kristianina?

Ahoana no ahafantarana ny tena Kristianina?

Ahoana no hahazoan’ny tena Kristianina famonjena?

Nahoana ny Kristianina no manaiky an’i Kristy ho Mpanjakany any an-danitra?

Fa maninona ny tena Kristianina no tsy anisan’izao tontolo izao?

Nahoana ny tena Kristianina no mankatò ny manam-pahefana?

Ro 13:1, 6, 7; Tit 3:1; 1Pe 2:13, 14

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Mt 22:15-22​—Nohazavain’i Jesosy hoe maninona ny mpianany no mandoa hetra

    • As 4:19, 20; 5:27-29​—Asehon’ny mpanara-dia an’i Jesosy fa voafetra ihany ny fankatoavana ny manam-pahefana

Nahoana no azo lazaina hoe hoatran’ny miaramila ny Kristianina?

Fa maninona ny Kristianina no mila mampihatra ny zavatra inoany?

Mt 5:16; Tit 2:6-8; 1Pe 2:12

Jereo koa ny Ef 4:17, 19-24; Jk 3:13

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • As 9:1, 2; 19:9, 23​—Antsoina hoe “Ny Lalana” ny fanompoana ataon’ny Kristianina, satria fomba fiainany mihitsy ilay izy

Nahoana ny tena Kristianina no tsy maintsy vavolombelon’i Jehovah Andriamanitra?

Fa maninona ny tena Kristianina no vavolombelon’i Jesosy Kristy koa?

Nahoana no tokony ho mpitory ny vaovao tsara daholo ny tena Kristianina?

Ahoana no fiheveran’ny Kristianina ny fanenjehana?

Jereo ilay hoe “Fanenjehana

Hiaraka amin’i Jesosy Kristy any an-danitra daholo ve ny tena Kristianina?

Inona ny fanantenan’ny ankamaroan’ny tena Kristianina?

Ahitana tena Kristianina ve any amin’ny fivavahana rehetra milaza azy ho Kristianina?

Tena mpianatr’i Jesosy daholo ve izay olona milaza azy ho Kristianina?

Mt 7:21-23; Ro 16:17, 18; 2Ko 11:13-15; 2Pe 2:1

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Mt 13:24-30, 36-43​—Noresahin’i Jesosy tao amin’ny fanoharana iray hoe hisy Kristianina sandoka be dia be

    • 2Ko 11:24-26​—Noresahin’ny apostoly Paoly hoe saika nahita loza tamin’ny “rahalahy sandoka” izy

    • 1Jn 2:18, 19​—Nampitandrina ny apostoly Jaona hoe “efa betsaka ny antikristy” niala tamin’ny finoana