Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampiononana

Fampiononana

Fampiononana avy ao amin’ny Soratra Masina rehefa kivy isika

Diso fanantenana ianao satria manana toetra ratsy sady nanao fahadisoana

Jereo ilay hoe “Diso Fanantenana

Diso fanantenana ianao satria nisy olona tsy nitana ny teny nataony taminao, nandratra ny fonao, na namadika anao mihitsy aza

Jereo ilay hoe “Diso Fanantenana

Enjehina

Jereo ilay hoe “Fanenjehana

Mahatsapa ianao hoe mangidy ny fiainanao

Tsy faly intsony satria miatrika olana be dia be na iharan’ny tsy rariny

Mpto 9:11, 12

Jereo koa ny Sl 142:4; Mpto 4:1; 7:7

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Rt 1:11-13, 20​—Maty ny vadin’i Naomy sy ny zanany roa lahy, dia nalahelo be izy ka nihevitra hoe nahafoy azy i Jehovah

    • Jb 3:1, 11, 25, 26; 10:1​—Nalahelo be i Joba fa tsy nisy niangana ny fananany, maty ny zanany folo, ary lasa narary be izy

  • Andinin-teny mampahery:

  • Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:

Kivy satria ampijalin’ny olon-kafa

Mpto 4:1, 2

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 1Sa 1:6, 7, 10, 13-16​—Nalahelo be i Hana satria ratsy fanahy taminy i Penina, ary nitsaratsara azy i Ely Mpisoronabe

    • Jb 8:3-6; 16:1-5; 19:2, 3​—Nitsaratsara an’i Joba ireo telo lahy nilaza hoe hampionona azy, ka vao mainka kivy be i Joba

  • Andinin-teny mampahery:

  • Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:

    • 1Sa 1:9-11, 18​—Nahatsiaro ho maivamaivana i Hana rehefa avy namboraka ny tao am-pony tamin’i Jehovah

    • Jb 42:7, 8, 10, 17​—Notahin’i Jehovah i Joba rehefa avy namela ny helok’ireo namany telo lahy

Manahy na miady saina

Jereo ilay hoe “Fanahiana

Manamelo-tena

Ezr 9:6; Sl 38:3, 4, 8; 40:12

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Mp 22:8-13; 23:1-3​—Lasa tsapan’i Josia Mpanjaka sy ny vahoaka hoe nanao zavatra tena ratsy ry zareo, rehefa novakina tamin-dry zareo ny Lalàn’i Mosesy

    • Ezr 9:10-15; 10:1-4​—Nalahelo be i Ezra mpisorona sy ny vahoaka satria nisy tamin-dry zareo tsy nankatò an’i Jehovah ka nanambady vehivavy hafa firenena

    • Lk 22:54-62​—Nanamelo-tena sady kivy be ny apostoly Petera rehefa avy nanda an’i Jesosy intelo

  • Andinin-teny mampahery:

  • Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:

    • 2Ta 33:9-13, 15, 16​—Tamin’ny mpanjakan’ny Joda rehetra, dia anisan’ny mpanjaka tena ratsy fanahy i Manase. Nibebaka anefa izy dia namindrana fo

    • Lk 15:11-32​—Nasehon’i Jesosy tao amin’ilay fanoharana momba ny zanaka adala hoe vonona ny hamela heloka tanteraka i Jehovah

Matahotra

Jereo ilay hoe “Tahotra

Mbola maratra ny fonao noho ny fampijaliana anao

Jereo ilay hoe “Fampijaliana

Mialona; mitsiriritra

Jereo ilay hoe “Fialonana

Mihevi-tena ho tsy misy dikany

Jereo ilay hoe “Mihevi-tena ho Tsy Misy Dikany

Tsy hitanao izay atao amin’ilay olana mahazo anao, na mahatsapa ho tsy mahay ianao fa sarotra be ilay fanendrena azonao

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ek 3:11; 4:10​—Nieritreritra i Mosesy mpaminany hoe tsy ho vitany ny hiresaka amin’i Farao sy hitarika ny vahoakan’Andriamanitra hiala tany Ejipta

    • Je 1:4-6​—Nieritreritra i Jeremia hoe mbola kely loatra izy ka tsy ho vitany ny hilaza ny didim-pitsaran’i Jehovah amin’ny vahoaka mafy loha

  • Andinin-teny mampahery:

  • Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:

    • Ek 3:12; 4:11, 12​—Imbetsaka i Jehovah no nanome toky an’i Mosesy mpaminany hoe hanampy azy hanao an’ilay asa nanendreny azy

    • Je 1:7-10​—Nanome toky an’i Jeremia mpaminany i Jehovah hoe hanampy azy mba hahavita an’ilay asa sarotra nampanaovina azy

Tsy mahavita zavatra firy intsony satria marary na efa be taona

Sl 71:9, 18; Mpto 12:1-7

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Mp 20:1-3​—Nalahelo be i Hezekia Mpanjaka fa narary efa ho faty

    • Fi 2:25-30​—Kivy be i Epafrodito satria henon’ny rahalahy tany Filipy hoe narary izy, dia nanahy izy sao hieritreritra ry zareo hoe tsy ho vitany ilay asa nanendrena azy

  • Andinin-teny mampahery:

  • Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:

    • 2Sa 17:27-29; 19:31-38​—Nohajain’ny mpanjaka i Barzilay efa be taona, dia nasainy ho any Jerosalema. Fantatr’i Barzilay anefa fa voafetra ihany ny mety ho vitany noho izy efa be taona, ka tsy nety nandeha izy

    • Sl 41:1-3, 12​—Na narary be aza i Davida Mpanjaka, dia natoky izy hoe hanampy azy i Jehovah

    • Mr 12:41-44​—Noderain’i Jesosy ny vehivavy mpitondratena iray satria izay rehetra nananany no nataony fanomezana