Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Matoky An’i Jehovah

Matoky An’i Jehovah

Oh 3:5, 21-26; Is 26:3, 4; Je 17:7, 8

Jereo koa ny Sl 34:8; 40:4, 5; Oh 20:22; Is 30:15

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 1Ta 5:18-20, 22​—Nandresy ny fahavalony ny foko sasany tany Israely satria natoky an’i Jehovah

    • 2Ta 14:9-13​—Rehefa nisy miaramila fahavalo be dia be hanafika an’i Asa Mpanjaka, dia nivavaka tamin’i Jehovah Andriamanitra izy sady natoky tanteraka azy