Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mahay Mianina

Mahay Mianina

Oh 30:8, 9; 1Ti 6:6-8; He 13:5

Jereo koa ny Mt 6:11, 19-21, 24-33; As 20:35; Fi 4:11-13

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 1Mp 17:8-16​—Namaly soa an’ilay vehivavy mpitondratena tao Zarefata i Jehovah, ka nanao fahagagana dia nanome azy an’izay sakafo nilainy isan’andro fotsiny, fa tsy hoe nanome azy be dia be. Ianarantsika avy amin’izany hoe mila mahay mianina isika