Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanapahan-kevitra

Fanapahan-kevitra

Ahoana no anomanantsika ny saintsika sy ny fontsika mba handraisana fanapahan-kevitra tsara?

Nahoana isika no tsy tokony ho maimaika rehefa handray fanapahan-kevitra lehibe?

Nahoana isika no tsy tokony hobaikoin’ny fo rehefa hanapa-kevitra?

Oh 28:26; Je 17:9

Jereo koa ny No 15:39; Oh 14:12; Mpto 11:9, 10

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Ta 35:20-24​—Tsy noraharahian’i Josia Mpanjaka ny torohevitra avy amin’i Jehovah ka niady tamin’i Farao Neko izy

Nahoana no tena ilaina ny mivavaka rehefa handray fanapahan-kevitra lehibe?

Fi 4:6, 7; Jk 1:5, 6

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Lk 6:12-16​—Nivavaka nandritra ny alina manontolo i Jesosy talohan’ny nifidianany an’ireo apostoly 12

    • 2Mp 19:10-20, 35​—Rehefa nisy fahavalo mahery hanafika an’i Jerosalema, dia nivavaka tamin’i Jehovah i Hezekia Mpanjaka ka novonjeny

Ny tari-dalan’iza no tsara indrindra rehefa hanapa-kevitra isika, dia ahoana no anampiany antsika?

Sl 119:105; Oh 3:5, 6; 2Ti 3:16, 17

Jereo koa ny Sl 19:7; Oh 6:23; Is 51:4

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • As 15:13-18​—Rehefa handray fanapahan-kevitra lehibe ny filan-kevi-pitantanana tany Jerosalema, dia nitady tari-dalana avy ao amin’ny Soratra Masina

Fanapahan-kevitra momba ny:

Asa

Jereo ilay hoe “Asa

Fampiasana fotoana

Ef 5:16; Kl 4:5

Jereo koa ny Ro 12:11

Fanambadiana

Jereo ilay hoe “Fanambadiana

Fiainana andavanandro

Fialam-boly

Jereo ilay hoe “Fialam-boly

Fitsaboana

Le 19:26; De 12:16, 23; Lk 5:31; As 15:28, 29

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • As 19:18-20​—Nasehon’ny Kristianina tany Efesosy fa tsy te hampiasa herin’ny maizina mihitsy ry zareo

Tanjona ara-panahy

Nahoana no afaka manampy antsika handray fanapahan-kevitra tsara ny mpanompon’Andriamanitra matotra?

Jb 12:12; Oh 11:14; He 5:14

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 1Mp 1:11-31, 51-53​—Nihaino ny torohevitr’i Natana mpaminany i Batseba ka voavonjy izy sy Solomona zanany

Nahoana isika no tsy tokony hanantena hoe ny hafa indray no hanapa-kevitra ho antsika?

Nahoana isika no tokony ho tapa-kevitra ny hanaraka ny torohevitr’Andriamanitra fa tsy hoe tsy hiraharaha an’izany?

Sl 18:20-25; 141:5; Oh 8:33

Jereo koa ny Lk 7:30

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 19:12-14, 24, 25​—Nampitandrina an’ireo lehilahy efa hanambady ny zanany vavy i Lota hoe horavana ny tanàna, fa tsy noraharahian’izy ireo ilay fampitandremana

    • 2Mp 17:5-17​—Natao sesitany ny Israelita satria tsy nety nihaino ny torohevitr’i Jehovah mihitsy

Nahoana isika no tokony hihaino ny feon’ny fieritreretantsika rehefa hanapa-kevitra?

Nahoana no tsara ny mandinika ny mety ho vokatry ny fanapahan-kevitra raisintsika?

Vokany amin’ny hafa

Vokany amin’ny fiainantsika amin’ny hoavy

Vokany amin’ny fifandraisantsika amin’i Jehovah

Nahoana no isika ihany no tompon’andraikitra amin’izay fanapahan-kevitra raisintsika?