Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hakiviana

Hakiviana

Nahoana no manimba ny mpanompon’i Jehovah ny hakiviana?

Maninona isika no matoky hoe hanampy antsika handresy ny hakiviana i Jehovah?

Sl 23:1-6; 113:6-8; Is 40:11; 41:10, 13; 2Ko 1:3, 4

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Mt 11:28-30​—Tsara fanahy sy mamelombelona i Jesosy, hoatran’ny Rainy ihany

    • Mt 12:15-21​—Nanatanteraka ny faminaniana ao amin’ny Isaia 42:1-4 i Jesosy, ka tsara fanahy tamin’ny olona kivy

Fampiononana avy ao amin’ny Soratra Masina rehefa kivy isika

Jereo ilay hoe “Fampiononana

Nahoana isika no tokony hiezaka hampahery ny hafa?

Mt 18:6; Ef 4:29

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • No 32:6-15​—Nanao izay hahakivy ny Israelita ireo mpitsikilo folo lahy, ka lasa nijaly ilay vahoaka manontolo

    • 2Ta 15:1-8​—Nahatonga an’i Asa Mpanjaka ho lasa be herim-po sy hanala ny sampy teo amin’ilay tany nanjakany ny hafatra avy amin’i Jehovah