Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fandroahana

Fandroahana

Nahoana no tokony ho mailo foana ny anti-panahy mba hahatonga ny fiangonana hadio foana?

Inona no mety ho fiantraikan’ny ataon’ny Kristianina iray eo amin’ny fiangonana manontolo?

1Ko 5:1, 2, 5, 6

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Js 7:1, 4-14, 20-26​—Nanota i Akana, sady niray tsikombakomba taminy ny fianakaviany, dia lasa ilay firenena manontolo no nahita loza

    • Jo 1:1-16​—Saika maty daholo ny tantsambo tao amin’ilay sambo nandehanan’i Jona mpaminany, noho izy nikomy tamin’i Jehovah

Inona avy ny fitondran-tena tokony hohalavirin’ny Kristianina?

Hatao ahoana ny Kristianina vita batisa iray mikiry manao fahotana lehibe?

1Ko 5:11-13

Jereo koa ny 1Jn 3:4, 6

Inona no tokony hataon’ny anti-panahy anisan’ny komity mpitsara, alohan’ny handraisana fanapahan-kevitra?

Inona no manampy ny anti-panahy anisan’ny komity mpitsara hahazo antoka hoe nanao fahotana lehibe ny Kristianina iray?

Nahoana no tsy maintsy roahina na omena fananarana ny Kristianina sasany, ary nahoana no mahasoa ny fiangonana izany?

Ahoana no tokony hitondrantsika ny voaroaka raha jerena ny Baiboly?

Ho afaka ny ho anisan’ny fiangonana indray ve ny olona iray voaroaka, raha mibebaka izy?

2Ko 2:6, 7

Jereo koa ilay hoe “Fibebahana

Inona no azontsika rehetra atao mba hadio foana ny fiangonana?

Raha nanao fahotana lehibe ny Kristianina iray, nahoana izy no tsy tokony hanafina an’izany na dia matahotra ny ho voaroaka aza?

Nahoana no tsara indraindray ny tsy mifandray be loatra amin’ny Kristianina iray, na dia tsy voaroaka aza izy?

Raha misy manendrikendrika na manambaka ny Kristianina iray, inona no mety ho fanapahan-keviny, ary nahoana?

Nahoana ny Kristianina matotra no tokony hanoro hevitra an’izay manao ny tsy mety eo anivon’ny fiangonana?