Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fisotroana

Fisotroana

Raran’ny Baiboly ve ny misotro zava-pisotro misy alkaola?

Sl 104:14, 15; Mpto 9:7; 10:19; 1Ti 5:23

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Jn 2:1-11​—Nanova rano ho divay i Jesosy tamin’ilay fahagagana voalohany nataony tao amin’ny fampakaram-bady iray, ary tsara ilay divay sady be dia be. Tsy afa-baraka àry ilay mpivady vao

Inona no hitranga raha misotro be loatra na mamo isika?

Ahoana no fiheveran’ny mpanompon’Andriamanitra ny fimamoana?

1Ko 5:11; 6:9, 10; Ef 5:18; 1Ti 3:2, 3

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 9:20-25​—Nisotro divay i Noa dia mamo. Nahatonga ny zafikeliny iray hanao fahotana lehibe izany

    • 1Sa 25:2, 3, 36​—Lehilahy nasiaka sy tsy nisaina i Nabala, ary nanao zavatra manala baraka, anisan’izany ny hoe mamo be

    • Da 5:1-6, 22, 23, 30, 31​—Nisotro divay be loatra i Belsazara Mpanjaka ka nanambanimbany an’i Jehovah Andriamanitra. Novonoina ny alin’iny ihany izy

Maninona isika no mila mitandrina sao efa be loatra ny sotrointsika na dia tsy mamo aza isika?

Ahoana no azo anampiana rahalahy na anabavy manana olana amin’ny fisotroana?