Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Finoana

Finoana

Ahoana no ahafantarantsika hoe tena sarobidy amin’i Jehovah ny hoe manam-pinoana?

Jn 3:16, 18; Ga 3:8, 9, 11; Ef 6:16; He 11:6

Jereo koa ny 2Ko 5:7

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • He 11:1–12:3​—Noresahin’ny apostoly Paoly ny atao hoe finoana, ary notanisainy ny olona be dia be nanam-pinoana nanomboka tamin’i Abela ka hatramin’i Jesosy Kristy

    • Jk 2:18-24​—Noresahin’i Jakoba hoe mila asehontsika amin’ny atao ny finoana, hoatran’ny nataon’i Abrahama

Inona no hanampy antsika hanana finoana matanjaka?

Ro 10:9, 10, 17; 1Ko 16:13; Jk 2:17

Jereo koa ny He 3:12-14

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Ta 20:1-6, 12, 13, 20-23​—Nilaza tamin’ny vahoakan’Andriamanitra i Josafata Mpanjaka hoe tsy maintsy nino an’i Jehovah sy ny mpaminaniny ry zareo, raha tsy te ho resin’ny fahavalo tonga hanafika an-dry zareo

    • 1Mp 18:41-46​—Nanam-pinoana i Elia mpaminany, dia niandry an’i Jehovah hanatanteraka an’ilay fampanantenany hoe hofaranany ilay hain-tany