Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tahotra

Tahotra

Matahotra

De 20:8; Mpts 7:3; Oh 29:25

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ek 32:1-4, 21-24​—Natahotra ny vahoaka i Arona ka nanaiky hanamboatra zanak’omby volamena izay natao sampy

    • Mr 14:50, 66-72​—Rehefa nosamborina i Jesosy, dia natahotra olona ny apostoly rehetra ka nandositra. Natahotra be koa i Petera ka nanda an’i Jesosy

  • Andinin-teny mampahery:

  • Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:

    • 2Ta 20:1-17, 22-24​—Natahotra i Josafata Mpanjaka sy ny vahoaka, rehefa nisy fahavalo be dia be sady natanjaka tonga hanafika an-dry zareo. Nampaherezin’i Jehovah anefa ry zareo dia novonjeny

    • Lk 12:4-12​—Nilaza tamin’ny mpianany i Jesosy hoe nahoana ry zareo no tsy tokony hatahotra olona, sy tsy tokony hanahy ny amin’izay holazainy rehefa entina eo anatrehan’ny manam-pahefana