Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fahafahana Manao Izay Tiana Hatao

Fahafahana Manao Izay Tiana Hatao

Iza irery ihany eo amin’izao rehetra izao no afaka manao izay rehetra tiany?

Is 40:13, 15; Ro 9:20, 21

Jereo koa ny Ro 11:33-36

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Da 4:29-35​—Lasa fantatr’i Nebokadnezara Mpanjaka hoe i Jehovah irery no Mpanjaka Fara Tampony, ary tsy misy afaka manao ampamoaka azy

    • Is 45:6-12​—Nohazavain’i Jehovah hoe nahoana no tsy misy zavaboary afaka miteny azy

Na afaka manao izay rehetra tiany aza i Jehovah, inona no zavatra tsy hataony mihitsy?

Nahoana isika no tsy afaka manao izay rehetra tiantsika hatao?

Nahoana ny Kristianina no mifidy ny tsy hanao zavatra sasany indraindray, na dia tsy ratsy aza ilay izy?

Nahoana no azo lazaina hoe be dia be ihany ny zavatra azon’ny mpanompon’i Jehovah atao?

Nahoana no mahafaly ny manompo an’Andriamanitra?

Sl 40:8

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 18:3; He 11:8-10​—Tsy hadinon’i Abrahama mihitsy ny fanantenany, dia izany no nanampy azy hanompo an’i Jehovah foana

    • He 11:24-26​—Nifidy ny hanompo an’i Jehovah i Mosesy, dia lasa sambatra izy, ary nomen’i Jehovah fahafahana sy fanantenana ny amin’ny hoavy

Nafahan’i Jehovah tamin’inona isika?

Ahoana no hampiasana tsara ny fahafahana ananantsika?

Nahoana ny fitiavana no manampy ny Kristianina hifidy ny tsy hanao zavatra sasany, na dia manan-jo hanao an’ilay izy aza izy?

Nahoana no manafaka ny olona ny hafatra torintsika?

Mampanantena ny Baiboly hoe ho afaka amin’inona isika amin’ny hoavy?

Nahoana no azo lazaina hoe lasa andevo izay olona manao izay tiany fotsiny?

Inona no mampiseho fa mitovy daholo ny olona rehetra eo imason’Andriamanitra?