Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Minamana Amin’izao Tontolo Izao

Minamana Amin’izao Tontolo Izao

Iza no mifehy an’izao tontolo izao?

Ef 2:2; 1Jn 5:19

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Lk 4:5-8​—Afaka nanolotra an’i Jesosy ny fanjakana rehetra eo amin’izao tontolo izao i Satana. Tsy nanda i Jesosy hoe nanana an’izany fahefana izany izy

Hanao ahoana ny fifandraisantsika amin’i Jehovah raha minamana amin’izao tontolo izao isika?

Jk 4:4; 1Jn 2:15, 16

Jereo koa ny Jk 1:27

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 2Ta 18:1-3; 19:1, 2​—Mpanjaka tsara i Josafata nefa niteny mafy azy i Jehovah, satria ninamana tamin’i Ahaba mpanjaka ratsy fanahy izy

Nahoana no hanampy antsika hahay hifidy namana ny fitadidiana ny fiheveran’i Jehovah an’izao tontolo izao?

Jereo ilay hoe “Namana

Nahoana isika no tsy tokony hanahaka ny toe-tsain’izao tontolo izao momba ny vola sy harena?

Jereo ilay hoe “Vola sy Harena

Nahoana isika no tsy tokony hanahaka ny toe-tsain’izao tontolo izao momba ny fitondran-tena?

Nahoana ny Kristianina no tokony hitandrina mba tsy hanindrahindra olona sy fikambanana?

Mt 4:10; Ro 1:25; 1Ko 10:14

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • As 12:21-23​—Novonoin’i Jehovah i Heroda Agripa Mpanjaka satria nanaiky hohindrahindrain’ny olona hoe andriamanitra

    • Ap 22:8, 9​—Niankohoka teo anatrehan’ny anjely mahery iray ny apostoly Jaona, fa tsy nety ilay anjely sady niteny hoe i Jehovah irery ihany no tokony hivavahana

Nahoana ny Kristianina no tsy manao politika sady tsy manindrahindra tanindrazana?

Nahoana ny Kristianina no tsy manaiky hiaraka hivavaka amin’ny fivavahana hafa?

Jereo ilay hoe “Firaisam-pinoana

Nahoana isika no tsy tokony hanao hoatran’ny olona eo amin’izao tontolo izao izay tsy miraharaha ny fitsipik’i Jehovah?

Matetika izao tontolo izao no mankahala sy manenjika ny mpanara-dia an’i Kristy. Nahoana?

Nahoana no hadalana ny hoe tia an’izao tontolo izao?

Ahoana no ampisehoan’ny Kristianina hoe tsara fanahy amin’ny olona tsy manompo an’i Jehovah izy sady tia azy ireo?

Nahoana ny Kristianina no tokony hankatò lalàna sy tokony hanaja ny mpitondra sy ny manam-pahefana?

Mt 22:21; Ro 13:1-7

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • As 25:8; 26:2, 25​—Nankatò lalàna sy nanaja ny manam-pahefana ny apostoly Paoly