Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vokatry ny Fanahin’Andriamanitra

Vokatry ny Fanahin’Andriamanitra

Inona avy ny vokatry ny fanahin’i Jehovah, ary nahoana isika no mila manetry tena raha te hahazo ny fanahy masina?

Ga 5:22, 23; Jk 4:6

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Sl 143:1, 4-11​—Niatrika zava-tsarotra be dia be i Davida Mpanjaka, nefa nisaintsaina ny asan’i Jehovah izy sady nivavaka mba hahazo fanahy masina

    • Lk 11:9-13​—Nilaza fanoharana i Jesosy mba hanazavana hoe tena vonona ny hanome ny fanahiny amin’izay mangataka an’izany i Jehovah