Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Malala-tanana

Malala-tanana

Oh 11:25; As 20:35; 2Ko 9:11

Jereo koa ny Oh 19:17; Mt 10:8; Lk 6:38

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 1Ta 22:6-16​—Na dia tsy navela hanorina ny tempoly aza i Davida Mpanjaka, dia nanao fanomezana be dia be ho an’ilay tetikasa

    • 1Mp 17:8-16​—Nomen’ilay mpitondratena tany Zarefata tamin’ny sakafo kely tao aminy i Elia mpaminany, na dia izay aza sisa no sakafon’izy sy ny zanany lahy