Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hatsaran-toetra

Hatsaran-toetra

Ahoana no ahafantarantsika hoe tsara i Jehovah?

Sl 25:8; 31:19; 3Jn 11

Jereo koa ny Je 31:12, 13; Za 9:16, 17

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ek 33:17-20; 34:5-7​—Nataon’i Jehovah nahita fahitana momba ny hatsaran-toetrany i Mosesy, dia nampahafantariny azy koa ny toetra tsara hafa ananany

    • Mr 10:17, 18​—Nilaza i Jesosy hoe avy amin’i Jehovah daholo ny zavatra tsara rehetra, ary Izy irery no afaka milaza amintsika hoe inona ny tsara

Nahoana isika no tokony hampiseho hatsaran-toetra?

Oh 12:2; Ga 6:10; 1Te 5:15

Jereo koa ny Ro 15:2, 14; Ef 4:28

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ro 5:7​—Nohazavain’ny apostoly Paoly fa zava-dehibe ny hoe lasa olo-marina nefa mbola tsara kokoa ny hoe tsara toetra