Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Raibe sy Renibe

Raibe sy Renibe
  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 1Mp 15:9-13​—Be herim-po i Asa Mpanjaka ka nesoriny tsy ho mpanjakavavy ny renibeny. Zava-dehibe indrindra taminy mantsy ny tsy fivadihana tamin’i Jehovah

    • Oh 13:22​—Modely tsara ho an’ny zafikely ny raibe sy renibe tsy mivadika amin’i Jehovah

    • 2Ti 1:5; 3:14, 15​—Noderain’i Paoly i Loisa reniben’i Timoty, noho izy nanana finoana tsy mihatsaravelatsihy sy nanampy tamin’ny fitaizana an’i Timoty