Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanompoan-tsampy

Fanompoan-tsampy

1Ko 5:11; 10:14; Kl 3:5

Jereo koa ny De 4:25, 26; Is 42:8; 1Jn 5:21

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Is 44:9-20​—Nohazavain’i Jehovah tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany hoe hadalana ny manompo sampy

    • Da 3:1-30​—Naleon’ireo Hebreo telo lahy naman’i Daniela mpaminany hatsipy tao anaty lafaoro, dia ho faty toy izay hanompo sampy