Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fijangajangana

Fijangajangana

Fitondran-tena tsy misy henatra; fahalotoana; fanitsakitsaham-bady

Ek 20:13-17; Mr 7:21-23; 1Ko 6:9, 10, 18; Ga 5:19, 21; Ef 5:5; 1Pe 4:3

Jereo koa ny Le 20:10; Oh 6:32; Ro 13:13; Ef 4:19; 5:3; 2Pe 2:2, 7, 8, 18, 19

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 39:7-12​—Imbetsaka ny vadin’i Potifara no nitaona an’i Josefa mba hanao firaisana taminy, fa tsy nanaiky mihitsy i Josefa

    • 2Sa 12:7-14​—Lasa nijaly be nandritra ny taona maro ny fianakavian’i Davida Mpanjaka noho izy nijangajanga tamin’i Batseba