Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fialonana

Fialonana

Nahoana no ratsy ny mialona?

Oh 14:30; 27:4; 1Ko 3:3; 13:4; Ga 5:19, 20

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ge 4:3-8​—Nialona an’i Abela i Kaina, dia lasa nankahala azy ka namono azy ho faty

    • Ge 37:9-11​—Lasa nialona an’i Josefa ny rahalahiny

    • 1Sa 18:6-9​—Nialona an’i Davida i Saoly Mpanjaka ka lasa tsy natoky azy intsony

Inona no manampy antsika tsy hialona?