Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fifaliana

Fifaliana

Inona no mampiseho hoe falifaly foana i Jehovah?

Inona avy ny antony mahafaly antsika?

Sl 100:2; Mpto 8:15; Is 65:14, 18; Fi 4:1, 4

Jereo koa ny Sl 64:10; Is 61:10; Mt 5:11, 12

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Sl 16:7-9, 11​—Faly be i Davida mpanao salamo satria nifandray akaiky tamin’i Jehovah

    • He 12:1-3​—Nohazavain’ny apostoly Paoly hoe afaka ny ho faly hoatran’i Jesosy isika na dia miatrika zava-tsarotra aza, satria manana fanantenana