Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hatsaram-panahy

Hatsaram-panahy

Ahoana no ahitantsika hoe tsara fanahy i Jehovah?

Ro 3:23, 24; Tit 3:3-6; He 2:9; 1Pe 5:5

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Jo 3:10; 4:11​—Tsara fanahy i Jehovah dia namela ny helok’ireo Ninivita nibebaka, sady niahy ny biby fiompin-dry zareo mihitsy aza

    • Lk 6:32-36​—Nandrisika antsika mba ho tsara fanahy i Jesosy, rehefa nampianatra hoe tsara fanahy i Jehovah na dia amin’ny olona tsy mankasitraka sy ratsy fanahy aza

Ahoana no ampisehoantsika hoe tsara fanahy isika?

Oh 19:17; 22:9; Lk 6:35; Ef 4:32

Jereo koa ny Oh 11:17; 31:10, 26; He 13:16

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Mr 14:3-9; Jn 12:3​—Noderain’i Jesosy i Maria anabavin’i Lazarosy fa tsara fanahy sy nalala-tanana

    • 2Ti 1:16-18​—Rehefa nigadra ny apostoly Paoly, dia nampahery azy tany i Onesiforosy